Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 16h04
 

Répondre à un commentaire

1er août 2018 à 12:52 | ratiarison (#10248)

Tsy misy « lhomme à abattre » izany eto Rtoa Be ISANDRA o ? matoa HIANAO io miahiahy izany : DIA MISY RAHA AO E ?? Mazava ! fa hajanony aloha ity MANINDRAHIDRA olona ity ! Mazava ve o ? avelao aloha hiseho eo izay iseho fa aza mahita VOLANA alohan’ny BIBY hianao Rtoa BE ! OK ! Avelao ilaza izay tiany hambara i PETY dia ho hita ny marina ! samy tsara !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS