Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 14h14
 

Répondre à un commentaire

1er août 2018 à 12:13 | Ibalitakely (#9342)

Arsonist,
Indraidray Luky Luc raha ny bikany fa raha ny toetrany indray dia Bily the Kid no mitovy aminy ‼
Fa raha namoaka an-dry Koutity, Pety, Voninahitsy sns i Andry tgv dia mba nentiny nambaboana fo’olona ny tena marina. Satria rehefa tsiahivina mantsy ny tantara dia ny 2009 teto Madagasikara dia tsy nisy nahalala an’i Andry tgv hafa tsy teo @ 13 mai & ny masoivoho iray voalaza fa nampiantrano azy nandritry ny andro vitsivitsy. Rehefa tsapan’io masoivoho io fa lasa niena toa fen’antitra ny olona teo @ 13 mai dia nasainy niafina kely aloha i Andry tgv, fotoana nanangonana vola & capsat, ka iny rehefa vonona daholo izany rehetra izany dia napoitra tampoka amin’izay ilay io niaraka amin’ny rasily nivingitra kalaky & taty aoriana dia ireny tao @ EPISCOPA ireny ny tohiny [inona no tokony nandehanany tao amin’io toerana io na atao aza hoe nisy nanasa izy, dia nanana andraikitra mitombona tsara ihany koa ve izay olona nanasa azy ??].
• Mikasika ny vola amin-karena nanomboka nafafiny ity taona 2018 ity tsy atao mahagaga [raha hanao fanadiadiana ihany an’i Maihol ny SAMIFIN ohatra, dia maro ihany koa ny olona tokony anaovany an’izany na ho kandidà na tsy [ireny bdr tratra na teto an-toerana na tany Kaomôro & Afrika ireny aiza daholo ny tohiny ??]. Ny karamanao amin’ny maha fat anaotaloha & ny vola niditra & miditra & hiditra ao @ injet ve maharaka ny vola efa nanomboka niraradraraka etsy & eroa ?? Na ny saran-dàlanareo mianankavy mivezivezy Paris-Antananarivo nandritry ny 2014 mandrak’ankehitriny aza dia efa mahagaga.
• * & i Rakotoniaina Pety dia fantatra hatramin’izay fa tsy maintsy mampitamby ny olona rehetra niarahany izy. & raha voatsara tamin’ny « …Pety Rakotoniaina devait beaucoup à Andry Rajoelina qui l’a nommé le 1er avril 2009 premier magistrat de la ville de Fianarantsoa après qu’il a été chassé par le régime Ravalomanana. Cet ancien maire de la commune urbaine de Fianarantsoa a été condamné le 19 mai 2008 par la justice pour vol de voitures et de nombreux autres délits, à 10 ans de travaux forcés… », naninona izy avy eo no tsy nitory an-dRa8 raha tsy marina ireo zavatra rehetra nitsrana azy rehetra ireo. Avy teo koa naninona raha navoaka tao Tsiafahy izy & maro hafa no tsy tonga nody ohatra ny voafonja hafaka rehetra fa mbola nopiana tao @ Resto Gasy ?? Itsikitsika hono tsy mandihy foana fa ao raha.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS