Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 05h42
 

Répondre à un commentaire

1er août 2018 à 10:47 | ratiarison (#10248)

Salama e ! Toetran’ny Mpanao POLITIKA MALAGASY io ry Rtoa Be ISANDRA o ! Tsy mahagaga*****Fika no betsaka ! Tsy manaiky ho resy fa mitady : PORTE DE SORTIE lava izao ! na dia tena mipetraka aza io FITORIANA hapetrak’i PETY io , dia mino aho fa ho raisiny H C C ! izany . dia aoka ny FITSARANA no hitsara ka hamaoka ny MARINA REHETRA !! fa tsy hatao fitsarana maimaika
T@ny fontaona NITONDRAN’ ny TETEZAMITATRA i Rajoelina sy ny FORONGONY ? Nanameloana an’i LEVALO : lazaina daholo izao hatsanga tsy aman’orana REHETRA izao : mpivarotra TANINDRAZANA e ??? ets......ets.......HAINAO tsara Rtoa BE isandra ny tantara sa ahoana ???? na i RAHOLDINA Député MAPAR ankehitriny aza nilaza omalytao @ny Tvplus fa tsy manana ALAHELO @ny « LEVALO » intsony ?? Mazava ve TOMPOKO o !!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS