Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 05h07
 

Répondre à un commentaire

1er août 2018 à 15:42 | Tsix (#10296)

Mandeha tsikelikely ny fivoharana fa tsy vita ao anatin’ny fotoana fohy, ary tokony ahatsapa izany avokoa ny tsirairay. Marina fa ao anatin’ny krizy mafaitra ny firenena, na izany na tsy izany dia tsapa tokoa ny ezaka izay vita. Anisan’izany ohatra ny fanamboarana toby fiantsonana maro, ny fanamboaran-dàlana, ny fanitarana tsena maro,... maro dia maro. Mbola vitsy anefa ny misitraka izany raha ampitahaina amin’ny isan’ny mponina eto Gasikara. Tsy mora toka ny manarina, ary tsy vitan’ny hoe fanarenana ihany ary fa fambolena zavatra vaovao mihintsy.
Raha tsorina dia tsy misy mihintsy olona mahay magie ka hoe afaka hanova an ’i Mada ao anatin’ny fotoana fohy. Miankina amin’ny ataon’ny tsirairay no singa iray hitondra antsika ho any amin’ny fandrosoana.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS