Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 14h19
 

Répondre à un commentaire

1er août 2018 à 14:35 | donia (#10353)

Tototry ny krizy politika nifandimby ny toe-karempirenena. Tsy dia mahafapo aloha atreto ny vokatra hita amin’ny fanarenana izany satria tena potik’ireo krizy lava reny ny firenena ka miteraka fahasarotana eo amin’ny seha-panorenana . Hita taratra kosa anefa fa efa miharina tsikelikely ny firenena , manaporofo izany ny fiakaran’ny tahan’ny toe-karena ho 0,8% n eo ihany koa ny fihenan’ny tahan’ny fahantrana ho 20% sns... .

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS