Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 01h43
 

Répondre à un commentaire

14 juillet 2018 à 17:26 | lysnorine (#9752)

@ Isandra 14 juillet à 12:46
« [...] , arrêtez les gesticulations et les actions de façade...C’est notre système de la justice en général qui a besoin de réforme ... »

TSY izany fanatsarana na fanavaozana (« réforme ») azy izany no ilaina fa ny FANDEVONANA na fandravana (« DISSOLUTION ») azy TANTERAKA. Izany no hany lalàn-tokana ahazoana mampanjaka ny Rariny sy ny Hitsiny eto Madagasikara.

Araka ny fampianarana hita ao amin’ny Marka 2, [« Ny Baiboly Masina »] :

21 Tsy misy olona manampina akanjoTONTA amin’ny tapa-damba VAOVAO ; fa raha izany dia handrovitra ny tonta ny vaovao ka HITATRA nyTRIATRA.

22 Ary tsy misy olona manisy divay VAOVAO amin’ny siny hoditraTONTA ; fa raha izany dia ho rovitry ny divay ny siny hoditra, ka ho VERY FOANA ny divay mbamin’ny siny hoditra ; fa raha DIVAY VAOVAO dia aoka ho ao ANATY SINY HODITRA VAOVAO KOA . »

Ary, hoy kosa ny Ntaolo Malagasy : « Nify lanin’ny olitra : ny afaka ihany no mahasoa azy »

Misy ohatra iray ao anatin’ny maro manaraka, azo hitarafana tsara ny toe-dohan’ny mpitsara malagasy :
(Hofaranana)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS