Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 01h08
 

Répondre à un commentaire

13 juillet 2018 à 13:23 | arsonist (#10169)

Mahavelom-panontaniana ihany aloha ity nataon’i Fransoaha ity k’le !
Valo taona mahery ry zareo nidongy velona tsy nety nanondro olona isolo an’i Razafindratandra rehefa nodimandry izy .
Valo taona mahery .
Navelan-dry zareo Vatican nilona tao ampiandrasana tao ny katolika gasy , fa indrindra indrindra ny katolika betsileo sy ny foza OMAR (izay tokony ho lasa karidinaly) mpiray petsapetsa amin’i lapinou .
Nilona valo taona mahery tao .
Kanefa , vao nanambara ankolaka na dia mazava tsara aza i lapinou fa hilatsaka ho fidiana filoha , dia avy hatrany i Fransoaha dia nanao karidinaly ny olona iray hafa , fa tsy i OMAR .
Mafaitra ho an’i OMAR sy lapinou mihitsy iny nataon’i Fransoaha iny k’le !
Izao dia tsy azo antoka hirona ankapobeny hifidy lapinou filoha ny maro an’isa katolika gasy .

Soa ihany anefa fa ry foza besileo avy any Isandra dia resy lahatra tanteraka fa tsy mba manao izany politika-politika izany mihitsy ny fiangonana.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS