Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 07h40
 

Répondre à un commentaire

14 juillet 2018 à 17:12 | kotobekibo (#10350)

ny any ivelanay ny any ivelany ! raha mba nitovy ny any ivelany moa teto tsy nigrevy tahaka io ny mpampianatra. ny any ivelany ny grille indiciaire dia efa aligne ka tsy mafanalavitra be ny karama eo a,in ny samy mpiasa mpanjakana mitovy diploma. Ny any ivelana manadazy ny olona mandany volampanjakana amin ny kolikoly efa hitapoko hitampirenena. ny mpampianatra ny fanabeazana fototra tsy mpigrevy matetika fa misy antony. ary raha nangataka raha nigrevy izy ireo tsm 2012 mba hampakararana ny indemnite 90 ar ho iray hetsy fa tsy misy hofatrany vitan izany dia nilaza ny fanja tamin izany fa miandrasa fanjakana ara dalana 4 em republique. tonga ny fanjakana ara dalana de nangataka ny syndicat tam 2016 ary tsy nasiana grevy nampanantena ny fanjakana fa am 2017. tonga ary ny 2018 mbola 90 ar ihany ny teo. nefa ny hofatrano hoany mpiasa fanjakana hafa mbola ambany diplom de 300 mil ariary. dia zao indray ny valinteny gouvernementa hoe andraso fa homena ianareo fa 25 000 ar aminy oktobra de ny ambiny am 2020( raha tsy efa maty amizany) rehefa vahoaka madinika hividy entany eny am epicerie madinika de tsis vola fa rehefa homena ny be basy sy be politika de misy. injuste !!!!.tsy manaiky an izany ny mpampianatra.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS