Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 23h22
 

Répondre à un commentaire

13 juillet 2018 à 15:35 | lysnorine (#9752)

« Des sources bien informées indiquent que le ministère pourrait prendre la décision radicale de COUPER LE SALAIRE des enseignants qui refusent de reprendre les cours. »

Eto Madagasikara irery ihany angamba eran’izao tontolo izao no ahitana izany hoe mandray karama foana ny mpikarama amin’ny Fanjakana, MITOKONA tsy mety miasa. Asa raha mba hisy mpitondra fanjakana hanitsy izany.

Avy hatrany angamba dia tapahan’ ny mpampiasa HAFA NOHO ny Fanjakana (indrindra ny orinasa vahiny tonga hihaza tombom-barotra sy tombon-karena eto Madagasikara) ny karaman’izay mpiasany mitokona tsy miasa.

Ny any ivelany moa dia ny tahirim-bolan’ny sendikà no hanohanana sy hamelomana ny mpitokona.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS