Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 08h56
 

Répondre à un commentaire

11 juillet 2018 à 15:11 | lysnorine (#9752)

Tsy tokony ho ahoan’ ny Fanjakana Malagasy akory sy handaniany andro izany « planification familiale » izany fa mbola VITSY DIA VITSY ny tompon-tany Malagasy oharina amin’ny HABEN’i Madagasikara. Koa ny fampitomboana azy sy ny FANAPARIAHANA azy eran’ny faritra 22 no tokony homasahiny.

Ankevitry ny isan’ny mponina isa-km2 (densité de la population) : 43.61 [Frantsa 118.3]
Isan’ny mponina : 25.61 tapitrisa [F. 64.94]
Halehiben’ny velarany : 587295 km2 [F. 549087]

https://www.populationpyramid.net/fr/population-densite/madagascar/2017/

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS