Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 20h30
 

Répondre à un commentaire

10 juillet 2018 à 08:51 | Midabetsy (#8062)

Ny mba fanontaniako de zao : Mianatra aiza kay ny zanak’ireo mpitarika syndicat ireo ?
Raha ny mba henoko sy hitako ny 80% ny zanak’ireo mpampianatra @ fanjakana dia mianatra @ privé. Izany hoe : hisy ihany ny fanadinampanjakana fa ny zana-bahoaka tsy mahatakatra écolage zany no mirefotra eo.
MBA MANDINIHA ISIKA RAIAMANDRENY.
Natao ny Gym bepc tany Manakara fa tsy vanona satria mitsangana eny ambony piste ny mpampianatra. zany hoe misy ary tena misy ireo mpampianatra te hiasa

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS