Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 20h17
 

Répondre à un commentaire

9 juillet 2018 à 10:02 | Midabetsy (#8062)

Aza mamadika ny lohanay ianareo mpanao politika :
- tsy misakana ny hanaovana fifidianana mihintsy izany refondation izany.
- azonareo atao foto-kevitra ny propagandy ny hoe : « raha lany eo zahay dia REFONDATION no asa hilofosanay » de vita ka izay tia izany mifidy izany.
Fa tsy hoe mandritra ny mandat ny HVM na TIM na MAPAR de terenareo izy hanova ny programany.
MANAOVA PROPAGANDY NAREO HOREFESINA NY FITIAVAN’NY OLONA ANAREO FA TSY HO BE GAFY FOTSINY

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS