Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 23h28
 

Répondre à un commentaire

7 juillet 2018 à 16:12 | lysnorine (#9752)

@ Isandra 7 juillet à 15:08 répond à DadatoaDany

« Masin-Joany,
« Misy zavatra mifanohitra ny zavatra LAZAIN’’i Lysnorine. MILAZA IZY fa instrumentalisées ny FAT ny médias Françaises, kanefa izy voalohany mampiasa ny liens n’ireo Médias ireo hanohanana izay lazainy.
« Il faut savoir Madame Lysnorine. »

Matoa manoratsoratra ireo teny ireo ianao dia TSY NAHAY NAMAKY TSARA fa : TSY teny avy amiko velively ny hoe « TOUS les médias francophones sont instrumentalisés sur ce putsch, via RFI, l’AFP et France-Monde, téléguidés par le Quai d’Orsay » fa avy amin’ilay « Résident Français à Madagascar » !

Tsy azo atao hoe tsy mahay teny Frantsay na tsy mahay mamaky teny ianao fa toa manao be marenina fotsiny, minia milaza lainga, hamitahana ny mpamaky.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS