Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 11h06
 

Répondre à un commentaire

7 juillet 2018 à 15:54 | lysnorine (#9752)

@ arsonist 7 juillet à 14:19 répond à DadatoaDany ^

Re : DadatoaDany (#10284) 7 juillet à 09:30 & 7 juillet à 13:47
« Infos, analyses no tadiavina, fa tsy dia hoe histoire tsy akory. »
« Tandremonao ary ry Arsonist sao afangaro ny histoire sy ny infos, fa manjary tsy hita ho vakiana ny infos. Izay ilay hoe ’’communication râtée’’ [ratée]

Hoy ianao : « Isaorana ianao ry dadatoa amin’ilay anatra ! »

Tsy azo omen-tsiny aloha « ry dadatoa » raha « anatra » tsy misy heviny loatra no narosony satria :

Toa TSY MAHATAKATRA firy ny fifandraisan’ny antsoiny amin’ny teny frantsay hoe « infos » sy « histoire » ry dadatoa .

Mety hahazava bebe kokoa amin-dry dadatoa angamba - amin’ny teny Malagasy - fa :
Ny « Vaovao » androany ange no ho « Tantara » rahampitso, ary FITARATRA itarafana ny « vaovao androany » sy ny hitranga rahampitso ny « tantara omaly sy fahizay », fara- faha-ratsiny aloha amin’izay mahay mivofy ny toe-java-misy haminavinana tsara ny ho avy, ary hanomezana fahafaham-po izay mitady « analyses », ka tsy mandany labozia amin’ny fampiadiana karajia fotsiny.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS