Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 16h59
 

Répondre à un commentaire

5 juillet 2018 à 10:14 | arsonist (#10169)

Est-il exact que le lapinou est betsileo ?
Si c’est le cas , pourquoi le cacher ?
Parce que le lapinou et son entourage croient-ils qu’être betsileo est handicapant ?


Azo anazavàna ny fanohanana tsy misy fepetra ataon’ilay foza besileo avy any Isandra an’i lapinou aloha izany fiaviana betsileo izany.

Fa ny tsy mazava dia ny hoe :
a) inona ny anton’ny anafenana izany fiaviana betsileo n’i lapinou izany ?
b) io fiaviany betsileo io ve no nahatonga an’i lapinou ho tsy nihambahamba akory nanao sorona zanak’Iarivo , izay maro tokoa ny namoy ny ainy sy ny naratra mafy tamin’ny taona 2009 aloha , dia tamin’ny faha-21 ny volana aprily teo iny indray taty aoriana ?
c) mbola tao koa ny habibiana fandringanana vahoaka tany Atsimo nandritrin’ilay nantsoina hoe Opération Tandroka .

Mariho tsara fa ilay foza besileo avy any Isandra dia niaro mafy dia mafy tokoa an’i lapinou noho ireny vono vahoaka rehetra notanterahin-dry lapinou sy ny mpiray tsikombakomba aminy ireny .
Indreto misy fifanakalozan-kevitra tamina serasera momba ny maha betsileo an’i lapinou .


(A)
4 juillet à 08:20 | lysnorine (#9752)
@ arsonist 3 juillet à 18:28 répond à olivier2
« Mbola sahy milaza indray io ’’Gaulois’’ io fa SAMY ZANAK’IARIVO hono izaho sy lapinou , ka dia mitovy ivom-pahalalàna izany »
Nisy resaka toy izao niseho tamina forum hafa [izay efa nikatona] momba ny fiavian’Ingahy Rajoelina :
Mahagaga fa nosakanan’ny MT ny tohin’ny ady hevitra izay tsy misy teny ratsy na fanompana na kely akory aza ! Izao no voalaza tao :
1) Betsileo avy any Sahamadio Ingahy Rajoelina ary ao hoe no misy ny fasan-drazany « any no milevina ingahy Ramarojoelina, rain’andriamatoa rajoelina yves izay dadan’andriamatoa andry rajoelina »
2) « olga rajoelina reniny dia avy any fianarantsoa« betsileo » hiringiriny ».

(B)
# 4 juillet à 08:39 | lysnorine (#9752) répond à lysnorine ^
@ arsonist 3 juillet à 18:28 répond à olivier2
« Mbola sahy milaza indray io ’’Gaulois’’ io fa SAMY ZANAK’IARIVO hono izaho sy lapinou
Fanampiny-Famerenana ilay resaka niseho tamina forum hafa !
« Andry Rajoelina kay tsy merina ?

(C)
Envoyé par : pisobe
Date : lun 17 octobre 2011 20:09:19
Iza no mba afaka manamarina an’izany fa raha ny renay dia avy any fianarantsoa i andry rajoelina. Porofon’izany dia ny fasan-drazany dia any sahamadio ary any no milevina ingahy Ramarojoelina, rain’andriamatoa rajoelina yves izay dadan’andriamatoa andry rajoelina.Hafenina mafy io tsiambaratelom-pianakaviana io

( D)
Re : Andry Rajoelina kay tsy merina ?
Envoyé par : malahelo (Adresse IP journalisée)
Date : mar 18 octobre 2011 00:16:36
marina io fa tsy merina io olona io fa i olga rajoelina reniny dia avy any fianarantsoa« betsileo » hiringiriny

(E) Re : Andry Rajoelina kay tsy merina ?
Envoyé par : nicodème (Adresse IP journalisée)
Date : mar 18 octobre 2011 09:10:41
Tena avy aty aminay io. Ao SAHAMADIO tokoa ny fasan-razanay. Fa saingy tsy mahalala ambony ambany aty izy io…


Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS