Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 01h33
 

Répondre à un commentaire

4 juillet 2018 à 17:22 | ratiarison (#10248)

O ! ry ZAREO O ! à part i MANGA @ny lahatsoratra etsy ambony !! Jereo aloha ny REALITES ao @ny tanàna e ! raha akapoka IRAY , dia ao ANTANANARIVO no ambom-pihaonan’ny FOKO 18 ! sy ny IREo EUROPEANINA efa teo hatramin’izay *** à part IREO ISLAMISTES vao tonga na tafiditra ao MADA**** vao haigana *** resaka HAFA aloha io ry ZAREO O ???? Henoy ny radio trottoir rehefa Alahady après-midi eny @ny araben’ny FAHALEOVANTENA ex-Ave de la LIBERATION****rava ny tanana tsy misy intsony izay maha ANTANANARIVO azy tompoko o !!! ny mangery sy ny mamany eny dia manginy FONTSINY****Rehefa alina ny andro ny makorelina no mameno ny elakelatrano ny TANANA*** surtout ny eny TSARALANA sy manodidina azy***ny mpanendaka manginy fontsiny ETS............ETS..........!! sans parler des 4MI***ao @ny tunnel-GARBI****zaza kely tsy mana-tsiny no taritaritin’ny RENY 14 taona na+ Izany no REALITES ao @ ny TANANA ??? inona no SOLUTIONS Netin’ny RAJAO*** sy ny FORONGONY ??? ZERO*** Izany no mahatonga ahy milaza hoe : Ny MPANAO POLITIKA GASY : FIKA no betsaka *** Fitadiavana seza no TANJONA*** IRAY VOLANA ny TENAKO no nandalo tao TANA....!! + sy tany @ny faritr’ i BONGOLAVA****MAHONENA***Mbola tsy hita marina ny hoe : fifidianana dia jereo sahady itony hataon’i ANDRY **** !! hajaniko eo aloha fa mampalahelo ny zava miseho tsy misy intsony izany hatao hoe : FITIAVAN-TANINDRAZANA fa FIKA NO BETSAKA****sa ahoana Rtoa-Be ISANDRA ? tsy heno intsony i RA-KRISY sy GUY RIVO*** fa nankaiza hono.....!! tantara MITOHY ny AHY **** Tohizo ihany ny FILELAFANA ry RAMBOn-tsalaka.sy ny FORONGONY ary IREO-lalimanga maro be en TETE de ligne ra -Chistianna ** Samy tsara ! Aiza HIANAREO ry namana « MATOR******* A ? torak’izany ZANDRY lahy » BORIS BEKAMISY,,, ????

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS