Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 09h41
 

Répondre à un commentaire

4 juillet 2018 à 15:18 | jangobo3 (#10293)

Ny hitako aloha hatreto dia nitombo isa ny HVM mpanoratra eto amin’i MT ka mpanisy siramamy an’i Rajao ny betsaka ary tsy misy mpampianatra na iray aza.

Efa ela ny mpampianatra no nitaraina fa any an-tsofin’ny marenina hatreto.

Raha hendry ny filou-nareo dia omeo ny sahaza azy ny mpampianatra, sady efa propagandry ihany izao

Ianareo milaza fa ny hafa ihany no tia tena, maninona i Rajao raha mba ampiana hanome ny karaman’ny mpampianatra e ?

Izaho aloha dia mamporisika ny mpampianatra hitaky ny karamany ka aleo aloha ny fampianarana rehefa tsy hanome izy.

Ny Minisitry ny vola efa mivonona handoa 17 MILIARA Ariary hanaovana fifidianana ihany ka maninona raha omena ny an’ny mpanabe ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS