Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 01h28
 

Répondre à un commentaire

4 juillet 2018 à 13:48 | jangobo3 (#10293)

Jangobo 3 répond à | Tsix

La façon de coopérer du gouvernement est très particulière : il attend que le feu brûle la maison (ou plutôt que la maison soit brûlée) pour éteindre le feu.

Il est donc logique que les enseignants persistent jusqu’à satisfaction.

Discuter avec les autorités compétentes, c’est parlementer avec un sourd-muet ou attendre la semaine des quatre jeudis ou mieux attendre le deuxième mandat de Rajao.Et ne me parlez pas d’autorités compétentes car quand le seront-elles ?

Efa manao ezaka ny governemanta ; tao anatin’ny efa-taona izy no niezaka ka mety amy 2030 izy no hahavita : hiandry an’i Paoly hivalana ve ?

Mitokia ny governemanta tahaka ny nitokiana ny depiote 73 ?!?!

Rehefa tsy maharesy amin’izao ianao ry mpampianatra dia eo ambony loha no hanaovan’ny vorona maloto.

Nisy mpahay lalàna niteny hoe hafa no nangatahana tamin’ny HCC ka hafa no navaliny.

Ny mety hitranga ary hoy izy dia kandida roa hafa no milatsaka ho filou ka ny valiny dia i Rajao no lany. Dia mitokia ihany an’ireto mpanao politikantsika ireto fa mbola be ny harena sy ny bois de rose
ary ny kraomita. Mbola azo soratana ao anatin’ny iles éparses i Nosy-be, Sainte Marie ary Nosy Mitsiho
.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS