Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 22h10
 

Répondre à un commentaire

12 juin 2018 à 09:34 | jangobo3 (#10293)

Sarotra be no manisa vahoaka ; ny tompon’ny fanisana koa efa niala rahateo.

Sarotra ny manisa satria telopolo atao minisitra aza manahirana ka ny eo ihany no miverina fa ny mahavariana aloha ilay governemanta navadibaka

TSA HAY aloha ity izy ity fa mamofompofona Rajao tanteraka ka ahiako hitsefotra toy ilay baomba tany Tajombato. Hita aloha fa voapatraka ihany ny 73 satria Rajao no maro an’sa, voapatraka koa ny vahoaka sy ny sendika fa nifiran-dRajao.
Voapetraka koa i Razanamahasoa satia notazominy ny fika presidentiel ka sady filou izy no mpanatanteraka. Raha noheverina ho saribakoly izy dia Tsay no nahazo seza ka nipetraka.
Tafita koa I Ndriamandavy fa vao hianatra asa ka nahazo taolana ; I Brunel aloha zavatra tsy hay no atao satria faritra tsy hainy no tany tsy misy tourisme no hiasany

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS