Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- bekily : Parler « dalliance vertueuse » avec une bande de malfaiteurs organisée ??? (...)
- bekily : qui sait ??? la manière dont le maire de sa région natale a été (...)
- bekily : PFFFFFFFFFFFFFFFFFF ce n’était qu’une bouffonnerie de plus d’un DJ en mal de (...)
- Shalom : Question ? Savez-vous où est passé le Premier Ministre malagasy ? On ne (...)
- Shalom : Oui, il y a tous ces sujets mais ... On ne parle PLUS DES ILES ÉPARSES. (...)
Azafady Atoa NTSAY Christian,
Inona no mbola mampisalasala anao tsy haka hafa tsy teknisiana hanodidina anao mba ho tampina daholo ireo maivava rehetra ireo. Raha ireo voalaza ao amin’ny CV dia angamba hoy aho hoe tsy very olomanga ny Malagasy iray rà aminao.
Dakao am-bavafo daholo dia miara -mangina toy ny tsy misy, no sady tsy afaka mifandroitra na samy izy aza.
Sady izay koa no tadiavinay, fa tsy ireo milaza ho izy ireo n’iza izy.
Efa nodinganin’ny HCC ihany ny andraikiny amin’ny fampiharana sy ny fanajàna ny lalàna mifehy azy ka mbola inona indray ny ampihanahana anao ?