Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 03h50
 

Répondre à un commentaire

11 juin 2018 à 09:40 | manga (#6995)

Isandra,
Ny fisotroan-toaka sy ny zava-majadomelina dia misava rehefa ela ny ela saingy ny anao dia toy ny voaozona mandra-pialçn’ny fofon’ainao.
- Nilaza Ingahy NTSAY Christian fa nosafidiana avy amin’ny antoko MAPAR izy na dia nahagaga sy nahatalanjona anareo rehetra ilay anarana.
- Ny voalaza ao amin’ny lalam-panorenana koa dia manamafy izany eaha teo no maha maro an’isa io antoko io any amin’ny lapan’ny gidro.
Ka dia inona loatra no ifanarahan-dRavalo amin’iza ?
Efa namita-bahoaka ianareo dia ajanony ny rediredinao, arty miana-kendry no sisa anarenanareo izany.
I Hery izay nosafidianareo no asaivo mamoaka io fifanarahana io ho hita sy fantam-bahoaka notsinontsiavinareo, dia miklamina ny raharaha.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS