Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 avril 2024
Antananarivo | 17h30
 

Répondre à un commentaire

17 mai 2018 à 11:36 | Ibalitakely (#9342)

Vavah,
Aza atao mivavaha ohatra izany ny tantara marina fa i RASAMIMANANA Paul Bert alias Rossy efa 2007 no niahoana t@ Ra8 ka nanontany hoe « mahazo mody ve izaho monsieur le président ? » ka namaly ity farany hoe « sady tsy nisy didy nanenjika anao no rehefa mandry ny eritreritrao nahoana ianao no tsy hody ?? Dia tonga i Rossy nanao clip tany Mahajanga sady nanambara hoe »ny ahy izao ny famelomako ny vady aman-janako sisa no eritreretiko".

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS