Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 15h53
 

Répondre à un commentaire

17 mai 2018 à 21:20 | lysnorine (#9752)

@ Tsisdinika 17 mai à 11:40
« le Betsizaraina en question est bel et bien un village situé à Mahanoro sur la côte Est. »

Marina izany ary 196 km eo ho eo no halavirany avy eo Anjozorobe.

« Rien à voir avec le Betsizaraina d’Ilafy » :

Diso dia diso kosa izany satria mponina avy ao amin’ ilay « Betsizaraina » tondroin’i ALIBABA SANS LES 40 etsy aloha (16 mai à 17:57 ) amin’ny hoe « commune de Betsizaraina à ANJOZOROBE » no NIFINDRA MONINA nankany amin’ny faritr’i MAHANORO ka NANORINA ny tanàna Betsizaraina tany.

Mazava ho azy fa 1896 angamba fa tsy 1869 no taona nahaterahan’Itpkl Albert Ratsiraka, rain’Ingahy Didier Ratsiraka, tany amin’ilay hoe « Betsizaraina ANJOZOROBE » izany.

Nisy administrateur civil, efa nitana toerana ambony nandritra ny fitondran’Itpkl Tsiranana, ary mbola nitana toerana ambony koa tao amin’ny ministeran’ny Atitany tamin’ny andron’Itpkl Ratsimandrava, nandeha NANAMARINA tamin’ny sora-piankohonana (état-civil) tany an-toerana io toerana nahaterahan’drain’ Ingahy Ratsiraka satria toa nafenimpenina mihitsy na nodisoana mihitsy aza ny momba an’io

Farany nisy Betsimisaraka hirihiriny iray, tezitra taminy fony izy ministry ny Raharaham-bahiny ka namoaka feo hoe : Ahita ilay kely iny raha mankany AMINAY. Dia nampiany nony nangatahana fanazavana ny teniny izy : « Tsy avy eny AMINAY ilay iny ».

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS