Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 17h58
 

Répondre à un commentaire

28 novembre 2017 à 11:21 | I MATORIANDRO (#6033)

Mapme be ny toe-draharaha fitsaran eto Toamasina ty !

Nanana raharaha fitoriana olona nanao fisandohana andraikitra izahay t@ taona 2016, rehefa nandeha ny fitsarana dia nahazo sazy mihantona ilay olona notorianay

taty aoriana die mbola namerina ihany io olona io niaraka t@ namany vitsivitsy ; nilaza indray ny fitsarana fa tsy ampy ny porofo hanavesarana fa meloka ireo olona reo.

Tsoa-kevitra : mety misy kolikoly ao !!!

Mba hanaovan’ny smm sy ny csm fanadihadiana ve le mpitsara io sa ny hiady tombontsoa fotsiny no mahamaika azy reo !

Samia velonaina !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS