Fitafiana mitovy amin’ny an’ny mpitandro filaminana
Fitaovan’ny andian-jiolahy
vendredi 16 novembre 2007 |
| 349 visites
Taorian’ny resaka fanamiana mpitandro filaminana sarona teny amin’ny jiolahy, vao tsy ela akory izay dia tonga resa-be manerana ny nosy indray ity akanjona miaramila ity izay efa nalaza tany alohaloha tany. Lamaody ho an’ny zatovo izy ity saingy nihodina ho fitaovana ratsy ho an’ny jiolahy. Fitaovana nahomby tokoa satria samy natahotra na ny mponina andrenivohitra na ambanivohitra raha vao hanatonan’ireny mpitandro filaminana ireny. Maro no voasoloky satria izay moa no tena nilàna ny akanjona (...)