Hevitra
Fanosihosena sy jadona
mercredi 23 janvier 2008
| 974 visites
Tsy mijanona mampiseo herisetra amin’ny vahoaka malagasy ny fitondrana ankehitriny. Izy Fanjakana no tompon-andraikitra amin’ ireny feo mivoaka tamin’ny ny radio RDB ireny sy ny hafa koa. Satria tsy misy ny tena demokirasia eto Madagasikara nohon’ny hala-bato sy osoka isankarazany dia voatery mivoaka amin’ny fomba hafa ny hetahetam-bahoaka.Tsy mifanitsy mihitsy amin’ny zavatra mitranga ny didy jadona atao’ny fanjakana : Olona iray no « mivoaka ny vala ». Ny rehetra anefa no tampenam-bava. Tsy hery (...)