Zoky sy zandry
Mifanohana ny zanak’i Dada
jeudi 15 novembre 2007 |
| 679 visites
Nivoaka tamin’ny fahanginany ny filohan’i Rec TIM eto Analamanga izay nanambara fa manohana ny TIM rehetra eto Analamanga, ary amin’ny maha-ben’ny tanàna azy teo aloha teto an-dRenivohitra dia manohana an’i Hery Rafalimanana. Tsy asiana ady hevitra fa miteny ho azy ny zava-bita tao anatin’ny sivy volana izay hita fa tafapetraka ny fitohizan’asa teo amin’ireo ben’ny tanàna nifandimby. Niainga tany amin’ny ben’ny tanàna Marc Ravalomanana, niampita tamin’i Patrick Ramiaramanana, ary io hiarahana mahita io (...)