TIM Fanabeazana
« Foano fa manelingelina », hoy i Moxe
mardi 27 novembre 2007 |
| 459 visites
Tsy tokony hatao ara-bakiteny fa hampiharo avy hatrany ny tenin’ny minisitry ny Fampianarana sy ny Fikarohana siantifika milaza hoe aoka izay ny resaka politika eo amin’ity sehatry ny fanabeazana ity fa andao ny fianarana sy ny hampandrosoana azy eto Madagasikara no atao. « Ravao avy hatrany ny TIM Fanabezana », hoy ny mpanolon-tsaina ara-politikan’ny filohan’ny Nosy, Moxe Ramandimbilahitra fa io no tena manimba ity tontolon’ny fampianarana eto amintsika ity. Noraisiny ohatra tamin’io ny (...)