Polisim-pirenena
Tsy hisy intsony ny « rappel » amin’ny karama teo aloha
samedi 12 janvier 2008 |
| 437 visites
Amin’izao fotoana izao dia eo ambany fibaikoan’ny Contrôleur Général Talbot Alexis René Antonin ny polisim-pirenena. Tontosa omaly ny famindram-pahefana teo amin’ny tale jeneraly teo aloha, ny Contrôleur Général Rahaingo Jacky sy ny tenany, tamin’ny alalan’ny lanonana ara-miaramila, izay natrehan’ny fianakaviam-ben’ny polisim-pirenena.
Taorian’izany famindram-pahefana izany dia tafaresaka tamin’ny mpanao gazety ny sekreteram-panjakana miadidy ny filaminam-bahoaka, ny Inspekitera Jeneraly Rasolofomanana (...)