Ministra Radavidson
Ho foanana tokoa ve ny TIM fanabeazana ?
samedi 12 janvier 2008 |
| 416 visites
Omaly tetsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahan-tena Mahamasina no mbola nanamafisan’ny ministry ny fanabezana sy ny fikarohana ara-tsiansa Radavidson Andriamparany Benjamin, fa aoka hipetraka ny resaka politika eo amin’ny sehatry ny fanabeazana fa andeha ny fanabeazana ho an’ny ankizy sy ny tanora no hobanjinina. Hatreo ihany tamin’ireo kabary lava be nataony momba io no raisinay, ka hoy izahay hoe hofoanana ve izany ny TIM fanabeazana izay toa mahazo laka eo amin’ity ministera (...)