Hery Rafalimanana : filatsahan-ko fidiana
« Tsarao amin’ny asa efa vitako aho ! »
mercredi 7 novembre 2007 |
| 319 visites
Ny filoha nasionalin’ny antoko TIM atoa, Randriasandratriniony Yvan no nanolotra tamin’ny fomba ofisialy an’atoa Rafalimanana Hery PDS tananan’Antananarivo amperinasa ho mpitarika ny lisitry ny kandida TIM ho amin’ny fifidianana ben’ny tanàna amin’ny 12 desambra ho avy izao. Omaly no nambara tamin’ny fomba manetriketrika ity fanolorana ny kandida TIM ity ka nampatsiahivan’ny kandida Hery Rafalimanana ny zava-bitany tao anatin’ny 8 volana namindrana ny fitantanana taminy. « Tsarao amin’ny asa efa (...)