Fizahan-tany ara-nofo fampandraisana anjara ny ankizy
Ny tsy fananana mahazaka maniraka
jeudi 15 novembre 2007 |
| 952 visites
Tsy dia misy tarehi-marika raikitra ahafahana manao antontan’isa ho an’ny seho « fizahan-tany ara-nofo mampandray anjara ny ankizy » eto Madagasikara, fa ny fantatra dia miroborobo izy io eto amintsika. Tao anatin’ny dinidinika narahana ady hevitra niarahan’ny mpanao gazety mpikirakira ny zon’ny ankizy tamin’ny PFSCE « Plate forme de la société civile pour l’enfance », niarahana tamin’ireo « ONG Développement » avy any ivelany sy eto an-toerana no namantarana ny fototry ny faneken’ny zazavavy tsy ampy (...)