Soavinandriana : ady tany
Olona 1000 mahery no voaroaka
mardi 20 novembre 2007 |
| 570 visites
Mponina amin’ny fokontany iray manontolo , miisa 1000 eo ho eo, ao anatin’ny kaominina Ambatoasana, distrikan’ny Soavinandriana no tra-boina amin’izao fotoana izao noho ny ady tany miseho any an-toerana. Araka ny vaovao azo dia am-polo taonany no nanorenan’ireo mponina fonenana teo amin’ity tany ity, izay mirefy 735 ha, ka amin’izao fotoana izao dia misy ny olona mitonona ho tompon’ny tany. Efa ela no nandehanan’ity ady ity tany teo anivon’ny fitsarana ity ka inoana fa nanana taratasy ara-dalàna ny (...)