Vaky fasana indray
Taolam-paty miisa 75 no saron’ny zandary
jeudi 17 janvier 2008 |
| 491 visites
Mahazo vahana ny vaky fasana any amin’ny kominina ambanivohitra Ampanefana, ao anatin’ny distrikan’i Vohémar. Araka ny vaovao azo avy an-toerana, dia saiky efa lasibatry ny olon-dratsy avokoa ny ankamaroan’ny fasana rehetra any an-toerana. Tany aloha dia ny zavatra ampiarahana amin’ny maty no misy mandroba : lambamena, firavaka, voninkazo, fitafiana.Amin’izao fotoana izao kosa dia ny taolam-balo mihitsy no alain’ireo mpamaky fasana.
Tamin’ny herinandro lasa teo dia taolam-paty miisa 75 izay milanja (...)