Ministra Ramiaramanana
Fanadiovana fa tsy sazy
mercredi 21 novembre 2007 |
| 703 visites
Midina ifotony mijery ny zava-misy eo anivon’ny ministera tantaniny ny ministry ny fanatanjahantena, kolontsaina ary ny fialamboly Patrick Ramiaramanana, ka ny mpiasa teo anivon’ny TAFITA no nitafa taminy omaly. Tsy misy resa-be fa ny asa tonga dia vavany no tsy maintsy atao, ary mila mazava tsara ny fomba fitantanana, ary mila fifampifehezana hentitra fa tsy baranahiny. Hita nandritra io fa tsy voatsinjara araka ny tokony ho izy ny fanampiana ireo federasiona spaortiva, ary tokony omena (...)