Zandary voatifitra tany Toliary
Enim-bolana sazy mihantona no azon’ilay voarohirohy
lundi 4 février 2008 |
| 532 visites
Niakatra fitsarana tamin’ny faramparan’ny herinandro lasa teo ilay raharaha fitifirana zandary tany amin’ny fokontany Ambolofoty, kaominina Betsinjaka-Toliara, ny alin’ny 26 desambra lasa teo.
Miaramila iray sy sivily telo moa no voarohirohy tamin’ity raharaha ity. Izy ireo no tao anaty fiara P.405 izay nandeha alina ka nosakanan’ny « Jado » (vatan-dehilahy miambina tanàna amin’ny alina).
Mamo moa ilay sivily nitondra fiara tamin’izay fotoana izay. Izy no nitifitra ilay zandary anisan’ireo niambina (...)