Eveka Razanakolona sy Hery Rafalimanana
Ny tsodrano zava-mahery...
vendredi 23 novembre 2007 |
| 930 visites
Noraisin’ny Evaka Odon Razanakolona teny amin’ny trano fiasany eo Andohalo, omaly hariva ny PDS Rafalimanana Hery ka nisy ny dinika nifanaovan’izy ireo manokana izay niompana tamin’ny fangatahana tsodrano amin’ny hiatrehan’ny PDS ny fifidianana ben’ny tanàna amin’ny faha 12 desambra ho avy izao.
« Ny tso-drano zava-mahery », hoy atoa Rafalimanana Hery raha nanontanin’ny mpanao gazety izy, ary ny tsodrano azo teto dia tsodrano naraham-bavaka. Ankoatry ny fifandraisan’ity PDS ity tamin’ireo (...)