Sekoly ambony ESMGC
Oniversiten’ny vondrona ACEEM
samedi 1er décembre 2007 |
| 1629 visites
Hisokatra amin’ny fiandohan’ny taona 2008 ny sekoly ambony ESMGC « Ecole supérieure de maintenance, de gestion et de communication » sampam-pianarana mitovy lenta amin’ny oniversite naorin’ny vondrona ACEEM etsy Manakambahiny.
Tsy ny fahazoan-dàlana manangana trano no nahafahana nanangana ny sekoly fa didy navoakan’ny minisitera rehefa nahafeno ny fepetra manara-penitra. Miisa 14 no efitrano fianarana miampy efitrano lehibe iray sy ireo birao isan-karazany. Ity no sampam-pianarana faha 7 ao amin’ny (...)