Hery Rafalimanana
Nandray ny fanilo miampita
lundi 3 décembre 2007 |
| 438 visites
« Ny sasany vao mikasa fa izaho efa miasa » io hatrany no noventesin’ny kandida Hery Rafalimanana nandritra ny fitsidihany ireo boriborin-tany maro teto an-drenivohitra ny sabotsy lasa teo. Nanomboka teny amin’ny boriborin-tany faha 5 ny fampielezan-kevitra, avy eo nivadika teny amin’ny firaisana faha 6, nitsidika ny boriborin-tany faha 4, teny Namontana, ary namarana azy tao Antohomadinika. Natevina ny delegasiona ary nitombo isa hatrany ireo olona liana amin’ny tetik’asan’ity kandida ity. Ny (...)