Fampielezan-kevitra : Rafalimanana Hery
Mitombo hatrany ny mpanohana
samedi 1er décembre 2007 |
| 419 visites
Ny firaisana faha 5 indray no nanohizan’ny kandida Hery Rafalimanana ny fampilezan-keviny ka nahatsapana fa nitombo isan’andro ny mpanohana azy. Tsy ny tanora irery ihany fa efa mirotsaka an-tsehatra koa ireo olon-dehibe na dia mafana aza ny andro. Omaly dia saika ny fandraisana ny hetahetan’ireo vahoaka no nisongadina. Tsy mihambahamba manome toky azy ireny atoa Rafalimanana, ary nambarany fa tsy ampahafirin’ny asa efa vitany teto an-drenivohitra ireo nangatahan’ny mponina. Noelanelanan’ireo (...)