Botozaza Pierrot
DG sa depiote ?
samedi 2 février 2008 |
| 439 visites
Volana telo izay no nandraisan’ireo depiote ny asa amin’ny maha-solombavam-bahoaka azy izay mahatratra 127 manerana an’i Madagasikara. Ny andraikitry ny olom-boafidy tahaka izao, dia sarahina tanteraka amin’ny asa hafa, ankoatry ny asa fampianarana, ary mazava ho azy fa nisy ireo nametram-pialana noho ny fanendrena azy ireo ho ministra. Nanaja ny fitsipika avokoa ny ankamaroan’ny depiote rehetra, kanefa mbola misy ireo mitazona ny andraikiny teo aloha toan’i DG eo anivon’ny seranatsambon’i (...)