Asa fanaovan-gazety
Voahelingelina sy tratry ny ramatahora
mardi 5 février 2008 |
| 764 visites
Tsy navela haka sary sy nanao ny asany ireo mpanao gazety tonga nanatrika ny lozam-piarakodia izay nahafatesana tovolahy kely teo akaikin’ny «Travaux»-Besorohitra, tao Fianarantsoa ny zoma tolakandro lasa teo, tokony ho tamin’ny 3 ora tolakandro. Manamboninahitry ny tafika iray no tompon’ilay fiara nandona ka nahafaty ity tovolahy kely eo amin’ny 10 taona ity. Tsy vitan’ny hoe nandrahona ireo mpanao gazety tonga teo ity manamboninahitry ny tafika ity fa mbola nanompa ihany koa ireo mpanao gazety (...)