Vaovao Tapatapany
mercredi 21 novembre 2007
| 1502 visites
Karatry ny holafitra : Zaraina anio maraina
Vita tanteraka ankehitriny ny karatra maha-matianina ny mpanao gazety izay mahatratra 1001manerana an’i Madagasikara, ka etsy amin’ny efitry ny TVM Anosy rihana faha-telo no hanaovana izany. Volana maro no nikarakaran’ireo komity nisahana izany izay tarihan’ny namana Maka Alphonse, ary ny sandan’io karatra io dia iray alina ariary. Aorian’ny fizarana ity karatry ny holafitra ity, dia tsy maintsy vitaina amin’ity taona ity ny fifidianana izay ho (...)