Oniversite Toamasina
Mpianatra nodorana velona fa tsy may
mardi 19 juin 2007 |
| 150 visites
Tonga teto amin’ny gazety ny filohan’ny « Tanà miray », filohan’ny fikambanan’ny mpianatra mpiavy ao amin’ny oniversiten’ny Toamasina ka nanambara fa nisy ny famonoana nataon’olona misaron-tava azy. Nalaina an-keriny izy ary nofatorana sady notondrahana lasantsy, saika hodorana velona. Votsotry ny lasantsy ny tenany rehetra, hatrany amin’ny ankasarotany. Afaka niantso vonjeo anefa izy ka hitan’ny mpianatra, izay marihana fa tao amin’ny Campus ihany no nampijaliana azy. Naiditra hopitaly izy ka tsy (...)