Raharahan’antoko
Nahazo aina ny TIM, vizana ny CRT
lundi 30 juillet 2007 |
| 154 visites
Mihazakazaka ny fitetezam-paritra ataon'ny antoko manao ny kongresim-paritra mialohan'ilay datin'ny 25 Aogositra hanaovana ny kongresy nasionaly ataon'ity antoko ity. Hitety ny faritra 22 ny filohany Razoarimihaja Solofonantenaina, ary ny raharaha anatin'ny antoko sy ny fifidianana izay atrehintsika tsy ho ela no voaresaka amin'io fitetezam-paritra io. Mazava ho azy fa mijery ifotony izay olona heverina fa harotsaka handray ny fahefana isam-paritra ihany koa ity antoko ity. Miha mahazo aina (...)