Fisokafan’ny FPVM
Mampisaraka ny samy mpino
samedi 18 août 2007 |
| 753 visites
Omaly moa no nambara fa niverina nisokatra ho an’ireo mpino mpanaraka an’i Neny Justine ny fiangonana FPVM etsy Antaninanandrano, rehefa nakatona nandritra ny taona iray mahery noho ny fifanolanana nisy teo amin’ity fiangonana ity sy ny fiangonana FJKM. Fantatra ihany koa tamin’izany fotoana fa nisy ny olana anatiny tao amin’ity fiangonana FPVM ity satria toa nisintaka tamin’ny mpitandrina ny dimy tamin’ireo enina mpiandry izay mpitarika tao aminy. Tao aorian’ny fihaonanan’ireo mpiandry dimy (...)