Pierre Andrianantenaina
Hilatsaka ho filoham-pirenena
jeudi 12 juillet 2007 |
| 166 visites
Tsy misy antony tsy hidirako amin’io sehatra io, satria raha ny hevitra aho manana betsaka, raha vola kosa ny an’ny sasany. Io no fanehoan-kevitra nataon’ingahy Pierre Andrianantenaina raha nivahiny tao amin’ny « Aceem Radio » ny tenany, ka nilazany fa hanomboka amin’ny fiomanana amin’izany ny tenany.
Ny fahampahafantarana dieny izao ireo olana diavin’ny firenena no atao mialoha mba ahaizan’ny Malagasy mandinika tsara, na voafitaka izy na tsia. Ilaina ny fanovana dieny izao ny lalàm-pifidianana (...)