Taxi eto an-dRenivohitra
Hanao fitokonam-pisaonana
vendredi 26 octobre 2007 |
| 987 visites
« Tsy hainay mpamily sy tompon’ny Taxi rehetra eto an-drenivohitra ny hangina manoloana ny famonoan’ny sasany ny namanay ka naleviny tany anaty lava-drano, izay hita fa feno habibiana tanteraka ny naningorana ny ainy. Miaina ao anaty tebiteby tanteraka izahay tompon’ny fiara sy ny mpamily, satria vao tsy ela no nandrenesana indray ilay mpamily namanay novonoin-dry zalahy teny Itaosy ary mbola tsaboina eny amin’ny Hopitaly hatramin’izao ». Vono olona miampy fandrombana ireo no hita tao ho ao, ka (...)