Tsaingoka
Nifanotofana i Pasitera Richard A.
samedi 5 janvier 2008 |
| 1143 visites
Nandritra ny kabarin’ny filoha Ravalomanana omaly no nisy naneho ny hafaliany nahita ny Pasitera Andriamanjato nanatrika ny lanonana teny an-toerana. Rehefa vita ny kabary nifandimbiasana dia nilahatra niarahaba an’i Pasitera izay hambara ho mpanohitra ny filohan’andrim-panjakana misy teto, ary dia nalaza tampoka tao amin’ny lapa i Pasitera Andriamanjato Richard. Raha tsy niteny iny ve ny filoha Ravalomanana moa niarahaba azy ireto olom-panjakana ireto ? Ny tsapa aloha, dia hay afaka mifanoroka (...)