Tonta no avadibadika
Hitondra inona i Sylla ?
mercredi 24 octobre 2007 |
| 704 visites
Nanjakan’ny fotokevitry ny TIM tanteraka ny lapan’ny Antenimieram-pirenena, satria na ireo heverina mba hany tsy miankina hampifandanja ny ady hevitra ao an-dapa aza nanara-drenirano tanteraka. Tsy nisy sahy nilatsaka hifanandrina amin’ingahy Sylla ireo akanga sisa nanamborana tafiditra ao Tsimbazaza, ka ny fanohanana ny olona natolotry ny TIM indray no nafotaka. Misy amin’ny antoko mpanohitra anefa ireo depiote lany ireo, saingy tsy sahy nanome endrika ho mpifaninana na dia mihevitra aza fa (...)